Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Jolay, 2019
Asehon'ny amboarampeon'ny Katedraly Rosiana iray tamin'ny hira momba ny fandringanana nokleary an'i Etazonia fa tsy miasa aty amin'ny taona 2019 intsony ny vazivazy

Nampihetsi-bolomaso olona vitsivitsy ihany ny fandefasan'ny televizionam-panjakana Rosiana matetika santionany amin'ny famotehana ara-nokleary an'i Etazonia amin'ny ampahany na izy rehetra.