Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Septambra, 2012
Rosia: Poezia Antserasera Mirehidrehitra, Politikan'ny Tsy Fanaovana Politika

Mora renoka eo anatrehan'ny tononkalo ny Rosiana raha eo amin'ny fomba fitenenana no lazaina. Taorian'ny tatitra milaza fa nikasa hitarika ireo andiam-borona manana anarana midika hoe ‘karandoha siberiana’ tahaka ny...
Tajikistan: Mpihira Mankalaza An'i Poutine Mahatonga Hatezerana
Hatramin'ny fiandohan'ny taona, namoaka hira telo ilay Tajik mpihira, Tolibjon Kurbonkhonov, manindrahindra ny filoha Rosiana Vladimir Putin. Nanjary malaza ao amin'ny Youtube ireo hira sady nampalaza ilay mpihira any Rosia ihany koa. Kanefa any Tajikistan, nahatezitra ireo mpiray tanindrazana amin'i Kurbonkhonov ireo hira ireo, izay miampanga azy ho "mpisolelalaka" sy "nanome henatra ny firenena".