Fasana marivo tototra: mamono tsikelikely an'i Navalny, ilay tena mpitarika ny fanoherana, ny jadona ampiharin'i PoutineRosiàna mpitarika ny mpanohitra sady gadra pôlitika, Alexey Navalny, aloky ny tenany sisaMpanoratra Daria DergachevaNandika Candy30 Novambra 2022
Noroahina avy any Moskoa ho any Moldova misy diam-bono ilay TikToker NekoglaiMampiasa fanalam-baraka ampahibemaso ny fanjakana Rosiana hamelezana ny mpanohitraMpanoratra Daria DergachevaNandika Liva Andriamanantena26 Novambra 2022
MIVANTANA amin'ny 24 Novambra: Ny fandisoam-baovao sy ny sivana ao RosiaHo alefa mivantana ao amin'ny YouTube ny fotoanaMpanoratra AdvoxNandika Salohy Randriafanomezantsoa22 Novambra 2022
Mahita fonenana vaovao ao Tiorkia ireo Rosiana manohitra ny adyManjary toeram-pandalovana ho an'ny sasany i Tiorkia Mpanoratra Arzu GeybullayevaNandika Sylvia Aimée18 Novambra 2022
Mitodika any amin'ny Twitter hiresaka Elon Musk amin'ny meme ny Okrainiana sy ny Rosiana, saingy tsy amin'ilay mampihomehy intsonyManeho ady ankehitriny ny hoe "Ahoana no itiavanao izao ry Elon Musk?" Mpanoratra Daria DergachevaNandika Andriamifidisoa Zo18 Novambra 2022
Valo volan'ny ‘hosoka’ sy ny ‘fanalàm-baràka’: Ny fomba fampiharana ety an-tambajotra ilay lalàna vaovaon'i Kremlin manenjika ireo mpanohitra tsy manaiky ny adyManery ny vahoaka hanivana ny tenany ny mety ho fanenjehanaMpanoratra Sofia KovalevskayaNandika Miora17 Novambra 2022
Tsy ampy azy Okraina : avoitran'ny fanadihadiana iray ny tetika ataon'i Rosia hakàna ny fifehezana an'i MôldaviaNamorona departemanta faha-11 ao anatin'ny tontolo taorian'ny Firaisana Sôvietika i KremlinMpanoratra Filip NoubelNandika Simon Zwierniak, avylavitra15 Novambra 2022
Fiainana, nitsahatra: Aina nafoy tamin'ny fanoherana tao BelarosiaMbola tsy tapitra ny fanoherana any BelarosiaMpanoratra Daria DergachevaNandika Liva Andriamanantena15 Novambra 2022
‘Tena sarotra ny mahita fanoherana rehefa tsy ahitàna sarina fihetsiketsehana an-dalambe': Antsafa nifanaovana tamin'i Hanna Liubakova, Belarosiàna mpikatroka,Ahoana no hisarihana ny sain'ny iraisampirenena raha toa tsy nahomby ny revôlisiôna?Mpanoratra Daria DergachevaNandika avylavitra11 Novambra 2022
Mitoreo ny havan'ireo Rosiàna noraofina ho miaramila: ‘Nilaozana toy ny alika izy ireny…’Mamoaka ny antson'ireo reny, vady ary anabavy ireo media Rosiana ao an-toerana .Mpanoratra Daria DergachevaNandika avylavitra11 Novambra 2022