· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Desambra, 2017

Manampy Ny Tsy Manan-Kialofana Ao Maosko

  31 Desambra 2017

Nahita kisendrasendra (teo amin'ny aterineto) vondrona tsara sitrapo mamahana ny tsy manan-kialofana ao amin'ny fiandrasana fiarandalamby sy metro ao Moskoa ny mpampiasa LJ beth4ever, ary nanapaka hevitra ny hanatevina ny laharan-dry zareo.

Ny Paositra Ao Rosia

Eo amin'ny adiny folo eo ny mandeha fiarandalamby mankany Kyiv, Okraina raha miala ao Moskoa, Rosia. Saingy ny taratasy alefa amin'ny Air Mail avy ao Moskoa dia tsy tonga any Kyiv raha tsy efa ho folo andro.