Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Oktobra, 2018
Fehezam-boninkazo mena enina sy tapaka lohana ondrilahy: Fandrahonana ho faty ho an'ny gazety Rosiana tsy miankina iray
Napetraka teo am-baravaran'ny gazety Novaya Gazeta, fampahalalam-baovao mahaleotena any Moskoa ireo entana mampatahotra ireo, tamin'ny ezaka mazava handrahona sy hanampim-bava ireo mpanao gazety mpanadihady ao amin'ny gazety.
Shina: Sary Anehoana ireo Fitsaràna an-tendrony Ara-Kolontsaina sy Ara-poko
Lasa nalaza be ny Shinoa vlogger iray niaraka tamin'ny fangalany tahaka ny firokin'ireo Aziatika manodidina azy sy ny kolontsaina manerana izao tontolo izao. Inona koa moa anefa no mahasamihafa ireo tsy fitoviana ireo amin'ny fitsaràna an-tendrony hitanao tany an-kafa?
Rosia: Ireo Mpifidy Tsy Legioma ary Vaovao Hafa Mikasika Ny Fifidianana
Roa herinandroa sisa mialoha ny fifidianana Rosiana Duma; ary tsy dia lavitra ihany koa ny fifidianana ny ho filoham-pirenena. Hitanao etsy ambany ny topimaso maimaika iray amin'ny fandrakofana ny fifidianana avy amin'ny tontolon'ny blaogy.
Rosia: Hifidy sa Tsy Hifidy?
Hifidy - sa tsy hifidy? ''Hifidy amin'ny tongotrao'' - sa hanaraka ny torohevitr'i Mikhail Khodorkovsky ary hifidy ny iray amin'ireo antoko kely indrindra tsy ''ambanianao''? Hanao ankivy ny fifidianana - sa hanimba ny vatom-pifidianana? Ho hahitsy tsara sy hanamarina ny iray amin'ireo efajoro kely fandatsahambato - sa ho lasa maditra ary hanoratra teny ratsy mameno ilay pejy?
Kyrgyzstan: Miakatra ny Vidin'ny mofo, Ketraka be ny vahoaka
Maneho ny horakorany manoloana ny fiakaran'ny vidin'ny mofo ireo blaogera Kyrgyz. Ambany ihany koa ny môraly noho ny fihaonambe iraisampirenena, izay toa hamehy ny fivezivezena ao Bishkek renivohitra. Vaovao tsara? Fitsingerenan'ny taona nahaterahan'ny filoha androany...
Rosia: Lasa i Putin, Tonga i Medvedev
Lasa filoham-pirenena fahatelo ao Rosia post-Sovietika i Dmitry Medvedev tamin'ny Alarobia.
Rosia: “Ny diabe, karazana..”
Tokony hanao fihetsiketseham-panoherana tamin'ny 6 May tao Moskoa ny mpanohitra Rosiana, ny hariva ny fanokanana an'i Dmitry Medvedev ho solon'ny filoha Vladimir Putin, saingy tsy nanome alalana izany ny manampahefana ao an-tanàna - ka nofoanan'ny fikambanamben'ny mpanohitra, Other Russia ny Diaben'ny Mpanohitra tamin'ny minitra farany.
Ahafahan'ireo Rosiana nosamborina nandritra ny fihetsiketsehana hangataka fanampiana ara-pitsarana ny roboton-karajia (Chat bot)
Namolavola chatbot ao amin'ny Telegram fandefasan-kafatra malaza ny ONG Rosiana iray manara-maso ny herisetran'ny polisy, ahafahan'ireo olona voatàna mandritra ny fihetsiketsehana mitatitra ny fisamborana azy ireo sy mangataka fanampiana ara-pitsarana izany.
Rosia: Fanadihadiana momba ny fialan-tsasatra
Ny fikambanan'ny LJ amin'ny teny Rosiana eco_altai dia toerana hihaonana sy hizarana ireo fahatsapana sy sary mahafinaritra eo amin'ireo mpankafy ny tontolo iainana ao amin'ny Repoblika Altai any Rosia .