Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Avrily, 2012
Rosia: Mba Hampangarahara Kokoa Ny Fampiasàn'ny Irak'i Etazonia Ny Twitter

Michael McFaul, Masoivohon'i Etazonia (US) any Rosia, nampiasa ny kaonty Twitterany tamin'ny fiandohan'ity herinandro ity mba hanehoany ny ahiahiny fa voahitsakitsaka ny arofenitra diplomatika rehefa nahita ny fandaharam-potoanany nivoaka tany amin'ny...