· Novambra, 2010

Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Novambra, 2010

Rosia: Mihamaro ny mpanao gazety misy midaroka

Akon  09 Novambra 2010

Igor Podgorny no mitatitra ny nidarohana an'i Sergey Mikhailov, mpanao gazetin'i Saratov, izay nitranga ny 5 Novambra 2010. Kommersant koa manoratra ny nidarohana an'i Anatoliy Adamchuk mpanao gazety avy ao an-tanànan'i Zhukovskiy (faritra Moskoa) sady mpiaro ny  alan'i Khimki . Tamin'ny 7 novambra 2010 moa i Adamchuk no nisy nidaroka.