Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Janoary, 2008
Bielaròsy, Rosìa : Fiaran-dalamby Minsk-Murmansk
LJ mpiblaogy ao amin'ny af1461 dia manapariaka sary meva maro mikasika ny faritra Avaratra, ny faritra Faran'ny Atsinanana sy faritra hafa any Rosia, ary koa momban'ny lalamby Rosiana (jereo, ho...
Rosia, Etazonia: Izay nofidian'i Kremlin raha afa-nifidy izy
Nino i Russia Blog fa raha azon'i Kremlin natao ny nandrotsa-bato amin'ity fifidianana hotontosaina any Etazonia amin'ity taona 2008 ity dia ny Senatera Chuck Hagel (Repoblikana-Nebraska) no tiany ho filoha mitondra manaraka...
Tantara Sovietika : Fartsovhchiki
Window on Eurasia indray no mamintina ny boky vaovao momba ny Sovietika fartsovshchiki: “ Niroborobo tokoa ny ‘fartsovka’ nandritra ny taompolo 1970 sy 1980 ka heverin’i Vasil’yev fa misy tarika...
Rosia : Yakov Slashchov
De Rebus Antiquis Et Novis indray no manoratra mikasika ilay jeneralin’ny Tafika Fotsy Yakov Slashchov: “Avy amin’ny tantarany no nanoratana ny tantaran’ny jeneraly Khludov noforonon’i M.Bulgakov mitondra ny lohateny hoe...
Rosia : Nikolai Marr
Mizara ny fiainana, ny tantara ary ny asan’i Nikolay Yakovlevich Marr i De Rebus Antiquis Et Novis: “Lasa mahay tenimpirenena maro malaza izy ary tokony ho mpampianatra tenim-pirenena ikoizana, noho...