Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Jona, 2008

Rosìa : “Revôlision'ny kitra”

Tena alin-dìa [bibidìa] sady tsy natoriana mihitsy tany Rosìa, taorian'ny fandresen'ny ekipa nasionaly ny Hôlandey 3-1 sy ny fahazahoany hiatrika ny lalao manasa-dàlana. Nahatratra 50'000 ireo olona nidina teny an-dalamben'i Môskoa, nankalaza ity fandresena izay tsy nantenaina intsony – ary fanehoam-piravoravoana toy izany no saiky hita niredareda eran'ireo tanana Rosìana...

Rosìa : Mpanohana kitra any Môskoa, an-tsary

nl mpampiasa LJ no manapariaka sarin'ireo mpanohana kitra any Môskoa izay nankalaza ny fandresen'ny ekipa nasionaly Rosìana ireo Soedàna – ato sy ato.

Rosia : Ny fahalalahan'ny mpanao gazety

Nisy ady hevitra mahaliana mikasika ny fahalalahan'ny fanaovan-gazety any Rosia tao amin'ny New York Time amin'ny teny Rosiana, ao amin'ny Live Journal. Mahery ny 1000 ny hevitra avy amin'ny mpitoraka blaogy Rosiana hita tao amin'ny lahatsoratr'i Clifford J. Levy izay nadika tamin'ny teny Rosiana. Nadika amin'ny teny Anglisy ny 45...