Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Avrily, 2024
Diapora rosiàna nanatevina laharana ireo fihetsiketsehana erantany nanamarihana ny tsingerintaona voalohan'ny fananiham-bohitry ny Rosiàna any Okraina
Ho fanamarihana ny tsingerintaona voalohany an'ilay fananiham-bohitra rosiàna tao Okraina, miditra an-tsehatra amin'ireo hetsipanoherana imasom-bahoaka maneran-tany ireo Rosiàna any am-pielezana, indrindra fa ireo ao Berlin sy Prague
Loka, fitafy maka tahaka, sy fialamboly miavaka hafa nandritra ny fifidianana sarintsariny nataon'i Poutine
Mila olona hakany amin’ny biraom-pifidianana ny fitondrana ankehitriny mba hanehoana ny maha ara-dalàna ny fitondrana ao anatin'ny firenena. Nitady fomba hanaovana 'fialam-boly' izay hahasarika ny olona hifidy noho izany ireo manampahefana.
Romani am-pielezana, voahilika kokoa ankehitriny ao Rosia miohatra amin'ny faha-URSS
Tsy dia nisy loatra ny fandaharanasa fampianarana sy sôsialy natao ho an'ireo Roms fony URSS, sy tao Rosia taty aoriana, ary kely ny fanantenana hampidirana azy ireny ato anatin'ny fotoana fohy