Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Avrily, 2008
Rosìa : Moasko sy New York
Two-Zero no manome ny heviny hoe tsy i Moasko velively no : the new New York. “New York vaovao.”
Okraina: Tsiaro an'i Chernobyl
Mahatsiaro an'i Chernobyl i Déjà Vu – The Uncanny Feeling: “Raha mieritreritra momba ny Chernobyl aho … […] … nahita an'i Katya tao Kiev, 90 km atsimon'i Chernobyl, aho tamin'ny...
Okraina sy Rosia: Ireo dadan'ny filoha
Misy loharanom-baovao milaza fa ny rain'i Victor Yushchenko izay lazaina fa – “babo an'ady tao Auschwitz nandritra ny ady lehibe faharoa – dia polisin'ny Nazi no tena marina sady mpanome...
Eoropa: OTAN
Greater Surbiton no manoratra momba ny fifandraisan'ny OTAN sy Rosia: “Raha tsy sahy mifanandrina amin'i Rosia akory ny vondrokerin'ny OTAN, dia mampanontany tena ihany hoe inona moa izany no tena...
Eoropa atsimo atsinanana, Rosia: Ady, Fandriampahalemana ary tantara ifampizarana
Vladikavkaz renivohitry Ossetia Avaratra any Rosia, nametraka a baoritra kisarintsoratra amin'ny teny Rosiana izay ho sarotra tanterahina any Kaokazy avaratra ny mpampiasa ny LJ alan-tskhurbaev: Kosovo is Serbia! Kosovo...