· Jolay, 2013

Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Jolay, 2013

Ny Vaovao Mahatsiravina Hiahiahiana An'i Navalny

Akon  08 Jolay 2013

Nanindrona tokoa ilay fandraisam-pitenenana famaranana nataon'i Alexey Navalny tao amin'ny fitsarana, izay mety hampigadra azy enin-taona no mihoatra, fandraisam-pitenenana namely mafy ny governemanta, izay nantsoiny hoe “fitondrana feodaly."