Mivondrona ho fanohanana an'i Okraina ny Zeorziana raha sahirana hamaly ny solombavambahoakaNidina an-dalambe ny vahoaka satria namoaka fanapahan-kevitra ny governemantaMpanoratra OC Media Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson28 Febroary 2022
Tsy tsotra toy ny tsinaim-balala ny lahateny Rosiana momba ny ady ao OkrainaNohazonina izay manohitra ny fitantaran'i Kremlin amin'ny fananiham-bohitra an'i Okraina Mpanoratra Filip Noubel Nandika Salohy Randriafanomezantsoa27 Febroary 2022
Tafika Rosiàna misatroka manga, manome toky fa hanara-maso ny fiverenan'ireo Armeniàna rehetra gadra ao AzerbaijànaTsy mbola hay izay tena isan'ireo Armeniàna gadraMpanoratra Arzu Geybullayeva, JAM News Nandika avylavitra23 Febroary 2022
Nomelohin'ny Fitsarana ao Krimea bodoin'i Rosia higadra enin-taona an-tranomaizina ilay mpanao gazety mahaleotenaMiantso hamotsorana an'i Yesypenko eo-noho-eo ireo mpiaro ny fahalalahan-gazetyMpanoratra Tanya Lokot Nandika Salohy Randriafanomezantsoa23 Febroary 2022
Inona ny andraikitr'ireo mpitaona amin'ny media sosialy Alzeriana tamin'ny raharaha fisolokiana iray?Voafitaky ny sampana iray nampiasa ny herin'ny mpitaona ireo mpianatraMpanoratra Reda Harbi Nandika Harentsoa Tsiky Rakotoson18 Febroary 2022
Nandraoka loka tao amin'ny fetiben'ny filma Sundance ny “vaky bantsilana” NavalnyFilma mamotopototra ny fanapoizinana nahazo an'i NavalnyMpanoratra RuNet Echo Nandika Andriamifidisoa Zo15 Febroary 2022
Kosovo taona 1999 sy Rosia 2021: Mampirongatra propagandy mampidi-doza ny fironana hanamboatra sary miova tokotanin-tsehatra na ‘cheapfake’Mihasarotra ny milaza raha tena izy na hosoka ny votoatyMpanoratra Dren Gërguri Nandika Raveloaritiana Mamisoa14 Febroary 2022
Rosia, tafakatra amin'ny toerana faharoa erantany amin'ny fangatahana fanesorana votoaty ao amin'ny Twitter10.448 ireo fangatahana fanesorana nataon'ireo andrimpanjakana rosiànaMpanoratra Tanya Lokot Nandika avylavitra02 Febroary 2022