Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Avrily, 2011
Rosia: Saripikan'i Moskoa, nanodidina ny taona 1931

Mpisera LJ nikolas11 no mizara [ru] sary vitsy mpanana ahitana an'i Moskoa nanodidina ny taona 1931 nopihan'i Branson DeCou, Mpivezivezin'ny taonjato XX sy mpaka sary. Sary nolokoina tanana mamelatra ny renivohitra Rosiana...