Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Novambra, 2017
Avy Niady Ho An'ny Hafa, Inona No Mitranga Rehefa Mody An-tanindrazana Ireo Teratany Avy Ao Monténégro?
Sarimihetsika fanadihadiana "Ny Làlana Mody?", mandinika ny lohahevitra momba ireo teratany avy ao Montenegro sy Balkàna izay miverina mody aorian'ny nandraisany anjara tamin'ny ady tany ivelany ho an'ireo firenena hafa toa an'i Siria sy Okraina.
Rosia: “Fanavakavahana”
Tsy vitan'ny vola na ny fotoana ihany vao afaka amboarina ny solosainao indraindray ao Moskoa fa ilaina ihany koa ny endrikao ivelany, ny faharetanao ary ny hafanam-ponao manokana . Nitatitra ilay mpisera LJ kmaka tamin'ny resadresaka vao haingana niarahana tamin'ny solontenan'ny sampan-draharaha fanohanana ara-teknika.
Rosia: “Ny Diaben'ny Mpanohitra”
Araka ny tati-baovao, olona maherin'ny 2.000 no niseho tao amin'ny hetsi-panoherana "tsy fahita firy" manohitra ny governemanta tao Moskoa .....