Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Novambra, 2007

09 Novambra 2007

Tantara Sovietika: Richard Sorge

Ny daty nanamarika ny andron’ny 7 novambra iray no notantarain’ny tao amin’ny ExecutedToday.com [Novonoina (ny datin’ny) androany] ka i Richard Sorge izay mpitsikilo “ nahombiazana tamin’ny fahafahany nanori-ponenana, amin’ny mahavahiny azy tao Japana mpankahala olona ivelan’ny fireneny tanteraka tamin’izany fotoana izany, Mpitsikilo tafakatra sy tafiditra tany amin’ny sehatra avon’ny fitondrana...

Rosia: Revolisiona sy Firaisampirenena

Ankalazaina amin’ity taona ity ny faha-90 taonan’ny Revolisiona 7 novambra 1917 tanyRosia. Sean's Russia Blog [bolongan’i Rosian’i Sean] no nanoratra ireo zavanitranga nahatonga nyBoltshevika hiroborobo  sady nofarifaritany ihany koa fa “azony tamin’ny fomba demokratika ny fahefana”; nosoratany ihany koa ny fandisoan-tantara ataon’ny mpanohitra Rosiana. Moscow Through Brown Eyes [ Moskoa...