Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Aogositra, 2019
Tsy mifarana eo amin'ny fisian'ny sivana ny fanenjehana ireo Rosiàna blaogera
Tafihan' ireo mpikatroka amin'ny Aterineto mpomban'ny Kremlin ireo mpitia teknolojia mirotsaka an-tsitrapo miasa ho an'ilay blaogera lehibe indrindra ao Rosia, izay efa voasakana an-tambajotra ary iharan'ny fanibohana an-trano.
Netizen Report: Mampidi-doza ireo mpikatroka antserasera ao Nizeria sy Rosia ny lalàna miady amin'ny “fanevatevana antserasera”
Miatrika fiampangana ireo mpikatroka ao Nizeria sy Rosia noho ny "fanevatevana antserasera", mikendry ireo mpanao gazety "anti-Pakistan" ny fanentanana amin'ny Twitter ary miverina ankehitriny ny aterineto ao Maoritania.