Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Marsa, 2012
Rosia: Ny Fiainan'ny Silamo Ankehitriny Ao Mosko – Ny Zava-misy
Ny fitomboan'ny mponina silamo ao Moskoa dia maneho ny lalana izoran'ny foko sy finoana Rosiana eo anivon'ny tantara sy zava-nisy izay nanova ny fijerin'ny Rosiana sy ny fandraisany ny vahiny, izay namolavola ny fomba teo amin'ny fiarahamoniny sy ny politikan'ny governemantany ankehitriny momba azy ireny
Rosia: Firaisana ara-nofo, Vehivavy, Putin ary ny Lahatsary
Toa nanjavona ireo tovovavy niantso sy nanentana mba hiboridana ho an'i Putin tamin'ny fahavaratra lasa teo. Koa satria efa hifarana ny fotoam-pifidianana any Rosia, ndeha asiana topi-maso kely ny fomba nivoaran'izany fihetsiketsehana izany, sy ny fomba nampirisihany ireo vehivavy hafa - na manohitra an'i Putin na momba azy - hanana...
Rosia: Fomba fijerin'ny Mpiblaogy ny Minitra Farany Alohan'ny Fifidianana
Ny fifidianana filoham-pirenena ny Alahady dia mifangarika tanteraka tamin’ny fifidianana an’i Vladmir Putin voalohany tamin’ny taona 2000, raha foto-kevitra tokana nijoroany ny ady amin’ny fampihorohorona any amin’ny faritra avaratra Caucasus. Donna Welles dia nanome Fomba fijerin'ny Mpiblaogy ny Minitra Farany Alohan'ny Fifidianana.
Rosia: Ankamantatra alohan'ny Fifidianana ao Vladivostok
Mialoha ny fifidianana filoham-pirenena rosiana amin'ny 4 Martsa izao, mafampana tanteraka ny rivo-politika. Sady odian'ny manam-pahefana Rosiana fanina ny fisian'ny fihetsiketsehana goavana manerana ny firenena, no tsy mamaly araka ny tokony izy ny fitakian'ny vahoaka izy ireo. Lasa resa-politika avokoa ny ataon'ny tsirairay sy ny zava-drehetra ankehitriny, tratran'izany rivo-politika mafana mialoha...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...