Tantara mikasika ny Rosia tamin'ny Febroary, 2012
Zeorzia: Fampielezan-kevitra Ao Amin'ny Aterineto Mikendry Ny Pejy Facebookin'ny Filoham-pirenena Rosiana
Miaraka amin'ireo miaramila Rosiana mitoby any amin'ireo faritra mpampisarakan'i Abkhazia sy Ossetia Atsimo, an-jatony ireo Zeorziana mitaky ny fialàn'izy ireo ao amin'ny pejy Facebookin'ny filoham-pirenena Rosiana.
Rosia: Tatitra An-tsary Ataon'ny Bilaogera Sy Eritreritra Manoloana Ny Hetsika Ataon'Ireo Mpomba an'i Putin ao Moskoa”
Tamin'ny 23 Febroary lasa teo, folo andro alohan'ny fifidianana filoham-pirenena amin'ny 4 Martsa, nanao lahateny ho an'ireo vahoaka an'arivony tao amin'ny stady Luzhniki ao Moskoa ny Praiminisitra Rosiana Vladimir Putin . Nanatrika ny hetsika tamin'ny 23 Febroary ihany koa ny mpamahana bolongana sasantsasany monina ao Moskoa. Ireto ambany ireto ny...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...