· Aogositra, 2018

Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Aogositra, 2018

Shina: Ny Zo Tsy Hatahotra

Tsy voatery hiankina amina herisetra ny fampitahorana. Ampy ny fampitomboana fotsiny ny sandan'ny fikatsahana ny fitsaràna. Ary koa, tsy dia ilaina akory aza izany. Raha vao mazava fotsiny fa azo ampiana ny vesatr'io sarany io na rahoviana na rahoviana, ampy izany handresena lahatra antsika tsy hetsika.

08 Aogositra 2018

Tambajotram-blaogy vaovao : Izao tontolo izao araka ny fiheveran'i neny

Niaraka niasa tamin'ilay kanadiana Catherine Connors, antsoina koa hoe Her Bad Mother izahay mba hanontaniana ireo reny mpitoraka blaogy mikasika ilay lohahevitra ary hankahery azy ireo hamorona tambajotran-tserasera eo anivon'izy ireo. Hatreto aloha, blaogera 85 avy amin'ny firenena 26 no namaly anay, fa mbola mitady betsaka kokoa noho izany izahay.

06 Aogositra 2018

India, Fifididanana 2009 : Fandraisana Anjara Ambany Noho Ny Nandrasana, Fanontaniana Momba Ny Fampielezankevitra

Anton-dresaky ny tontolon'ny bilaogy indiana sy ireo haino aman-jery mahazatra ny adihevitra momba ny anton'ny nampidina ny taham-pahavitrihan'ny mpifidy ho 44.,21% tany Mumbai, na teo aza ireo hetsika maro natao hanoratana ny anaran'ny mpifidy, toy ny Jaago Re sy ny hetsiky ny fangaraharàna toy ny Vote Report India.

02 Aogositra 2018