Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Oktobra, 2016
Taorian'ny Fahafatesan'ilay Pelaka Mpanakanto Malaza, Mitaky Ny Fitovian-jo Amin'ny Mariazy Ny Vondrona LGBT ao Taiwan
"Aza manarama mpivaro-bava ho an'ny "fitovian-jo ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBT" fotsiny. Tsy misy dikany ny teny! Raha mbola tsy ampidirina ao anaty lalàna ny fanambadian'ny olona roa mitovy taovam-pananahana, midika tsinontsinona izany!"
Queer Tango: Fiovàna Iray Amin'ny Nentin-drazana Manome Vàhana Ny Fahasamihafàna Sy Fampidirana
Ho valin'ny fanavakavahana amin'ny dihy, manokatra habaka maro ny Queer Tango, ho an'ny fahasamihafàna sy hitrandrahana ny tango tsy misy fanavahana sokajy.
Tarika Tovolahy, Rindran-Dihy ary ny “Lehilahy, Hono, Ka Hoe” ao Azia Afovoany
"Tsy tokony ho avy eto izy ireo. Manohana ny fomba amam-panaon'ny firenena izahay, izay mijanona ho lehilahy ny lehilahy ary vehivavy ny vehivavy."