· Febroary, 2012

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Febroary, 2012

Tonizia: Hasosoran'ireo LGBT Tamin'ny Fanehoan-kevitry Ny Minisitra Momba ny Zon'Olombelona

Nilaza ny Minisitry ny Zon'Olombelona Toniziana tao aminà fantsom-pahitalavitra Toniziana tsy miankina iray fa misy fetra ny fahalalahana maneho hevitra nony ireo Toniziana sampontsampona no tonga haneho ny heviny manokana. Nampitahainy ihany koa amin'ny resaka aretin-tsaina sy filan-dratsy ny maha-"homosexeuls". Mamaly izany ny vondrom-piarahamonin'ireo LGBT.