Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Jolay, 2020

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Jolay, 2020

Miarahaba ny lalàna vaovao momba ny fiarahan'olona samy lahy/vavy ny vondrom-piarahamonina LGBTI

Vao dimy taona lasa izay ny diabem-pireharehana tao amin'ny firenena no noraràn'ny polisy fa hoe "ahiana loatra hampidi-doza" taorian'ny fandrahonan'ny vondrona mpankahala hômô hanao herisetra.