Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Aogositra, 2013
LAHATSARY: Diabem-Pireharehana 2013 Ao Vietnam
Handinika ny volavolan-dalàna momba ny ny fanambadian'ny olona mitovy fitaovam-pananahana i Vietnam atsy ho atsy. Saingy omena toerana amin'izany ve ny olana manodidina ireo LGBT?