Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Novambra, 2018
Kambodza: Fimailo tsy maintsy ampiasaina ary famoretana manoloana ny fivarotantena
Nampiasa ny Aterineto mba hampahafantarana ny toe-piainany sy ny ady atrehany hitakiana ny zony ireo kambodziana mpivarotena.
Lahatsary: Mihatsara hatrany ny toe-draharaha iainan'ireo tanora pelaka
Natombok'i Dan Savage ho toy ny fomba hanakanana ny tovolahy pelaka tsy hamono tena ny tetikasa It Gets Better, amin'ny alàlan'ny lahatsary manazava ny mety ho fiainan'ny olon-dehibe pelaka: tsara kokoa. Ary avy amin'ny lafivalon'izao tontolo izao, mizara ny tantarany ihany koa ny olon-kafa.
Libaney mpiasa matihaninana amin'ny fahasalamana, manameloka ny “Fitsaboana Fanovàna” ny LGBTQ+”
Ny fanentanan'ny vondrona HINAD dia tohiny tamin'ireo tatitra marobe nilaza fisian'ireo mitovy fananahana niharanà endrika samihafa mikasika ny fitsaboana famadihana sy noho ny antso nalefa tamin'ny taona 2017, avy amin'ny mpitsabo fitaovam-pananahana iray mba hampiasana ny fitsaboana amin'ny alalan'ireo herinaratra.
Netizen Report: Miely manerana an'i Afrika atsimon'i Sahara ny hetran'aterineto — ary mampangina olompirenena
Milaza ireo fanamby, fandresena ary fironana misongadina amin'ny zo an'aterineto manerantany ny Advox Netizen Report.