Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Mey, 2023
Yoweri Museveni namoaka lalàna famoretana mahatonga ny vondrompiarahamonina LGBTQI+ ogandey ho tandindonin-doza goavana
Mananontanona ny vondrompiarahamonina LGBTQ+ ankehitriny ny fampidirana am-ponja sy ny fanamelohana ho faty, taorian'ny namoahana lalàna iray manavakavaka manenjika azy ireo ao Ogandà
Nomen'ny Fitsarana Tampony baiko ny fanjakana ao Nepal hampanara-dalàna ny fanambadian'ny samy lehilahy na ny samy vehivavy
Tamin'ny 2 Mey 2023, natao ho ara-dalàna tamin'ny baikon'ny Fitsarana Tampony tao Nepal ihany ny farany ny fanambadian'ny samy lahy na ny samy vavy taorian'ny fifandirana momba ilay lalàna nandritra ny taona maro.
Fifidianana 14 Mey : Adim-pisiana ho an'ny ankamaroan'ny vehivavy mpifidy ao Torkia
Nanoritsoritra indray ny politikam-panabeazana manaraka ny zotram-pivavahana ny politikan'ny AKP mandala ny raitra patriarka, nanimba ny fandrosoana ara-pitsarana sy ara-pitantanan-draharaha, namarana ilay fihetsika tony eo amin'ny resaka miralenta.
Fatiantoka ara-toekarena nozakain'i Kenya noho ny fijoroana manohitra ny LGBTQ+
Mety hitondra volabe an-davitrisa isantaona ho an'i Kenya ny fampiatiana misimisy kokoa ny vondrom-piarahamonina LGBTQ+