Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Oktobra, 2017
Iran: “Fanomezana Ho Antsika Ny Aterineto”
Arsham Parsi no mpanorina sy talen'ny Fikambanan'ny Pelaka Iraniana ao Toronto, Kanada. Niresaka taminay momba ny fisian'ny pelaka Iraniana eny amin'ny sehatry ny aterineto (cybercafe), ny fanambin'izy ireo sy ny tetikasan'izy ireo izy. Voaràra ao Iran ny fahapelahana, ary voasazy an-tranomaizina na ho faty.
Lahatsary: Tsy Manana Hialofana Saingy Tsy Voatampim-Bava
Avy any Kolombia hatrany Kanadà, mandalo ny Royaume-Uni sy Etazonia, maro ireo fandraisana andraikitra teraka mba hanomezana fitenenana ireo olona farahidiny sy adinon'ny fiarahamonina: ny ankizy, ny vazimba teratany, ireo mpifindramonina ary ny vondrom-piarahamonina pelaka.