Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Janoary, 2018
Mpanao Lalàna Ao Taiwan Mety Haongana Noho Ny Fanohanany Ny Fanambadian'ny Samy Lahy sy Vavy
Manao fampielezan-kevitra mba hanongana mpanao lalàna noho ny fanohanana ny fanambadian'ny samy lahy sy samy vavy ny sasany ao amin'ny Fiangonana Presbyterian ao Taiwan, miteraka adihevitra goavana sy antso ho an'ny fanavaozana izany.
Taona Iray Hafa Ho An'ny Feminista Manohitra Fahefana ao Amerika Latina
Sady mitohy mahazo bahana ihany ireo hetsiky ny vehivavy ao amin'ny faritra, andrandraina ny 2018 ho taona hahitàna ny fitomboan'ny tetikasa maro izay manosika ho amin'ny fiovana ifotony any anatin'ny fiarahamonina ary hiaro ny tontolo iray azo antoka sy rariny kokoa ho an'ny vehivavy rehetra.