Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Oktobra, 2013
Hazreen Shaik Daud: Voalohany Amin'ireo Nanova Taovam-Pananahana Manao Politika Any Malezia
Namaritra ny firotsahan'i Hazreen ho "hetsika sahisahy, marina sady henin-kaja" ireo mpampiasa aterineto sasany.
Mandrava ny Resaka Fady: Mampiaka-peo Manohitra Ny Hômôfôbia ny Toniziana
Nanjaka tao amin'ny tontolon'ny Twitter ny teny ifankafantarana #TnGay. Ahmed Medien nizara tamintsika izay hevitry ny mpiserasera mikasika ny fahapelahana ao Tonizia.