· Oktobra, 2010

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Oktobra, 2010

Panama: Volavolandalana iadiana amin'ny fanavakavahana noho ny safidy olona iarahana

  26 Oktobra 2010

Nanomboka miady hevitra mikasika ny lalàna vaovao hiaro ny olona amin'ny fanavakavahana mifototra amin'ny safidy amin'izay tian'ny olona iarhaana ny Antenimeram-pirenena Panameana. Nanoratra tao amin'ny vohikala Corresponsales Clave [es] i Dayra García: La Comisión de Gobierno, Justicia y Asuntos Constitucionales de la Asamblea Nacional aprobó en el primer debate (con...