Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Janoary, 2016
Rosiana Mpikatroky Ny LGBT Voasazy Handoa Onitra Noho Ny Fanaovana ‘Propagandin'ny Fahapelahana’ Antserasera

Voampanga ho nanao "propagandy pelaka" ny mpikatroky ny LGBT Sergey Alekseenko rehefa namoaka ny tsongam-pilazana nataon'ny sampan-draharaham-panjakana misahana ny fandrindrana tatitra milazalaza vondrona LGBT hafa ao amin'ny fampitam-baovaon'olon-tsotra.