· Jona, 2012

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Jona, 2012

Ekoatora: #CasoSatya, Fahalalahana Miteny Sy Rikoriko Manoloana Ny Fanambadian'olon-droa Mitovy

  10 Jona 2012

Vehivavy mpivady i Nicola Rothon sy Helen Bicknell, avy any Angletera, izay nanamasina ny fanambadiany ho ara-panjakana tany Ekoatora; tsy nanaiky kosa, anefa, ilay Biraon'ny Fisoratana, ny hanoratra azy roa ho samy renin'ilay zanak'izy ireo, Satya, izay azo avy amin'ny fananahana artifisialy. Namokatra hevitra samihafa ireo mpamoaka lahatsoratra vitsy any anatin'ireo tambajotra sosialy, momba ireo olana tahaka ny fameperana ny fahalalahana miteny sy ny rikoriko manoloana ny fifanambadian'olon-droa mitovy.