Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Febroary, 2016
Mpilatro Tsetsenina Nahazo Tsikera Noho Ny Fiarahamiasany Amin'ny Pelaka
Mpilatro maro no manonofy mba halaina sary ho an'ny Dolce & Gabbana. Tanteraka ny nofinofin'i Ilona Bisultanova, 17 taona tamin'ny volana lasa, raha nokaramaina halaina sary miaraka amin'ny fehin-doha vaovao namboarin'i Stefano Gabbana izy saingy tsy tsara ny tohin'izany tao amin'ny aterineto avy eo.
Nianiana Ny Tsy Hiverina Intsony Ilay Kiobàna iray Nanova Taovam-pananahana Ho Vehivavy Nifonja Indray Mandeha Tany Kiobà,
Tato ho ato, mora ny fivezivezen eo anelanelan'i Etazonia sy Kiobà, fa misy ireo Kiobàna sasany tsy manana tombontsoa amin'ny hiverenana any amin'ny tanindrazany.
2015, Taonan'ny Fandrosoana Ho An'ny Fahasamihafàna Ara-pananahana
Tamin'ity taona ity, nandresy tao Irlandy sy Shily, Kolombia, ary Etazonia, ny fitoviana eo anatrehan'ny fanambadiana. Ho an'ny maro ao anatn'ny vondrom-piarahamonina LGBTI dia mbola mitohy ny tolona.