Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Marsa, 2011
Zeorzia: Mpanao gazety voaroaka fa niteny fankahalana tao @ Facebook
Ny 18 Marsa 2011 dia nandroaka ny roa tamin'ny mpanao gazetiny ny Fampielezam-peom-panjakana Zeorziana, dia i Giorgi Tukhareli sy i Giorgi Gabrichidze, noho ny teny fankahalana olona mitia mitovy fananahana...
Kolombià: Mpianatra amin'ny Ambaratonga Ambony Miresaka Momba ny Fahasamihafàn'ny Lahy sy ny Vavy
Any Kolombià, ny governemantan'i Medellin dia nanomboka fanentanana iray ho fanairana ny rehetra amin'ny fahasamihafàn'ny lahy sy ny vavy any amin'ny sekoly ambaratonga ambony, ary ny ampahany amin'ny fanentanana dia ahitàna lahatsary ao amin'ny aterineto misy ireo mpianatra samihafa miresaka momba ny zavatra niainan-dry zareo.