Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Aogositra, 2016
Vetaveta, Fivarotan-tena, Na Fahafatesana: Ny Maha-Sarindahy Na Sarimbavy Ao Khyber Pakhtunkhwa Any Pakistana
"Fantatray ny zonay ary hijoro izahay hitaky izany. Vao fanombohana fotsiny ireo. Hetsika iray izahay, mpiady 'mavokely'. Tsy misy mihemotra."
Ady Sarotra Ho An'ireo Vehivavy Karibeana Ny Fiarovana Ny Fitovian-jon'ny Vehivavy Sy Lehilahy
Sarotra ny fitsanganana miady ho an'ireo zon'ny vehivavy raha tsy mahantra, mainty, na voahilikilika. Misy bilaogy iray hiresaka ho an'ireo vehivavy Karibeana amin'ilay Karajian'ny Feminisma Mainty ho avy izao any Brezila.