Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Desambra, 2019
Ny fifaningoran'ny ‘kawaii’ sy ny kolontsaina pelaka Japoney
Fa ampahany lehibe amin'ny asan'i Rune izay tsy dia resahina firy ny asa nataony ho an'ny gazetiboky Barazoku (1971-2008). Barazoku no gazetiboky voalohany amidy ho an'ny rehetra eny an-tsena natokana ho an'ireo lehilahy voasinton-dehilahy amin'ny resaka fananahana tany Japana.
Satria tsy ara-dalàna ny fahapelahana ao Ozbekistan, dia tsy maintsy miafina ny olona LGBTQ+
Natafatafa tamin'ny iray tamin'ireo mpikatroka vitsy LGBTQ+ ao Ozbekistan ny Global Voices.
Tranga fanorisorenana ara-nofo ao Trinité & Tobago manasongadina fa ilaina ny politika tsara kokoa momba izany
Niteraka adihevitra momba ny politikan'ny fanorisorenana ara-nofo any amin'ny toeram-piasana ny tranga fanorisorenana ara-nofo vao haingana tany Trinite sy Tobago, indrindra rehefa misy fiantraikany amin'ireo mpikambana ao amin'ny vondrona (LGBTQ) izany.
Atrehan'i Gambia ny nofiratsin'ny fanaovana hazalambo mpamosavy nandritra ny fitondrana teo aloha
Tao Gambia, notazonina hatramin'ny dimy andro tany aminà toerana miafina izay voatondro ho mpamosavy, nasaina nisotro ‘Kubehjaro’, zavatra mampirediredy, ary avy eo noterena hibaboka hoe manao asan'ny mpamosavy.