· Aogositra, 2011

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Aogositra, 2011

Brezila: Reharehan'ny ‘Hétéro’ sa Tsy Fandeferana ny ‘Homo'?

Ny 2 Aogositra 2011, ny filankevitry ny tanànan'i Sao Paulo, Brezila, dia nametraka Andro Ho An'ny Tsy Mitovy Mifanambady, hetsika iray hankalazaina isaky ny Alahady fahatelo amin'ny volana Desambra. Manontany ireo mpampiasa aterineto sorena hoe: misy dikany ve ny hanokànana andro iray ho anà maro an'isa ara-tsosialy izay tsy nizaka akory zavatra tsy rariny na dia kely aza?

16 Aogositra 2011