Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Septambra, 2023
Ireo vokatry ny fanavakavahana amin'ny aterineto sy fitondrana jadona ho an'ireo vitsy an'isa
Any amin'ny ankamaroan'ny firenena, ny telo ampahefatra na mihoatra izany amin'ireo lasibatry ny fankahalana an-tserasera dia anatinà vondrona vitsy an'isa daholo, ary ny vehivavy no tena lasibatra be indrindra amin'izany.