Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2020

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Marsa, 2020

Poeta fidjiàna i Peter Sipeli, mitolona ho an'ny zon'ireo LGBTQ+ amin'ny alàlan'ny fitantaràna

« Tiako hitodika kokoa amin'ny maha-olona io fifampiresahana io ary hitantara ny hirifiry tsapantsika, ny fanilikilihan'ny fiarahamonina, hamaha ny zavatra rehetra mba hahafahan'ny olona mitondra ny fijeriny ao anatiny. »