Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Novambra, 2013

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Novambra, 2013

Nosokafana Ny Famotorana Momba Ny Herisetra Nanjò Ny Pelaka Notaterina Voalohany Taminà Bilaogy

Mpanoratra kiobàna nitatitra momba ny herisetra ara-batana nihatra tamin'ireo pelaka ao an-tanànan'i Cardenas, Matanzas, tao amin'ny bilaoginy. Eo am-panaovana fanadihadiana ny sampan-draharaham-panjakana ankehitriny.