Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Novambra, 2015
Ahoana Ny Ataon'ny Mpanao Lalàna Rosiana Roa Te Handràra Ny “Fahapelahana” Imasom-bahoaka
Maro no nanantena ny Fitsarana tsy hankatò ny lalàna mandràra antsoina hoe "fampielezan-kevitra pelaka" eo anatrehan'ny tsy ampy taona, saingy tsy izany no nitranga. Ny tolo-kevitra vaovao avy amin'ireo mpanao lalàna roa, Nikitchuk sy Arefyev, dia manohintohina kokoa ny zo fototra Rosiana.
Nanova Taovam-pananahana Ho Vehivavy Iray Ao Aceh (Indonezia) Mamory ny Heriny Noho Ny Fivoahan'ny Lalàna Vaovao Anti-Pelaka
"Mino aho fa mahazaka tsara ireo trangan-javatra ireo ny silamo," hoy izy nanampy. "Mino an'Andriamanitra aho, ary Andriamanitra dia tia. Tsy Andriamanitra ireo mandroaka anay. "