Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Jolay, 2016
Fantaro Ilay Vondrona Feminista Nikaragoaiana Miady Amin'ny Herisetra Atao Amin'ny Vehivavy Ao Amerika Afovoany
Manoka-tena ho amin'ny fanabeazana, famoahana (boky aman-gazety) ary fanomanana fihaonana amin'ny fandehan'ny resaka miralenta ao amin'ireo fiaraha-monina ao Amerika Afovoany sy ny fomba ahafahan'ny vehivavy miara-miasa amin'izany ny mpikambana ao aminy
Tantara Mitohy Amin'ny Radio Mamelona Indray Tantaram-Behivavy Iray Sy Mametraka An-Tsarintany Ny Fiarahamonina Lesbiana Ekoadaoriana
Nahatratra tanjona maro i “Lesbiana Mihitsy i Mariana”: mampamelombelona tantaram-behivavy, fanandratateny ho amin'ny zon'ny lesbiana, ary fitrandrahana ny zava-niainan'ireo nonina tao Ekoadaoro raha mbola nosokajiana ho heloka bevava ny fahapelahana.
Mifampitantana Ny Homofôbia Sy Ny Tahotra ‘ Hery Vahiny’ Ao Shina
Nanameloka ny iray tamin'ireo vehivavy ho eo ambany fiahian'ny "fikambanana tsy ara-dalàna" ny manampahefana iray ao amin'ny sekoly rehefa nitory fitiavana ampahibemaso ireo mpisipa vavy sy vavy tao amin'ny Oniversite.