Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Mey, 2013
Pelaka Efatra Nosamborin'ny Polisy Tany An-Trano Fandihizana
Noho ny baiko avy amin'ny ben'ny tanàna, Antoine Chakhtoura, polisy 12 no nanao fisavana tao amin'ireo trano fandihizan'ny pelaka “Ghost” ao Dekwaneh, Matn, Libanona. Voalaza fa niharan'ny fandrahonana ireo mpanjifa tao amin'ity trano fandihizana ity ary olona efatra no nosamborina nandritra izany, tamin'ny volana lasa teo no nisehoan'ity tranga ity....
Mariazy ho an'ny Rehetra : Ahoana ny Eritreritr'ireo Ivoariana ?
Lany tao Frantsa tamin'ny herinandro lasa teo ny lalàna “mariazy ho an'ny rehetra” izay manome alalana ny fanambadiana na eo amin'ny lahy samy lahy na vavy samy vavy. Ny adi-hevitra mafana vay sy nampitain'ny fampielezam-baovao miteny frantsay naharitra ambolana no nanery ny firenena Afrikana hiresaka momba azy io. Efa maro...