Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Septambra, 2014
Maty Nisy Namono Tao St. Petersburg ilay Mpampianatra Queer Tango

Matoky ny fikambanan'ny LGBT ao Saint-Petersburg fa nisy ifandraisany tamin'ny fahafatesany ny asan'i Khomenko amin'ny maha-mpampianatra "tango"-n'ny pelaka azy.