Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Jolay, 2017
Fiampitana Arabe Miloko Avana Ao El Salvador Mampiroborobo Ny Fiarovana Ny Mpandeha An-tongotra Sy Ny Zon'ny LGBTQ
Manantena ny hitarika ny dingana mankany amin'ny tontolo ara-drariny kokoa ho an'ny vondrom-piarahamonina LGBTQ ny "fiampitana arabe miloko avana" ao Amerika Afovoany.
Lahatsary HUB: Miaro Ny Zon'ny Vehivavy Mpikatroka Manerana Izao Tontolo Izao
Manolotra antsika lahatsary telo nalaina tao amin'ny hetsika "Human Rights for Women; Human Rights for All" ( Zon'olombelona Ho An'ny Vehivavy; Zon'olombelona Ho An'ny Rehetra) ny Witness' The HUB Beta, izay nahitana vehivavy maherifo miisa 3 miaro ny zon'ireo vehivavy hafa...