· Novambra, 2012

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Novambra, 2012

Nankatòavin'ny Fitsarana momba ny Lalàmpanorenana Espaniola Ny Fanambadian'ny Samy Pelaka

  18 Novambra 2012

Nankatòavin'ny Fitsarana momba ny lalàm-panorenana espaniola ny ankamaroany betsaka [es] tamin'ireo lalàna natolotry ny ny governemantan'i  José Luis Rodriguez Zapatero tamin'ny taona 2005 (Antokon'ny Mpiasa Sosialista-PSOE [es]) izay miantoka ny fitovian-jo ka mamela malalaka ny fanambadian'ny lahy samy lahy na vavy samy vavy (pelaka).. Toy izao manaraka izao ny fanovana hita tamin'ny lalàna: “Manan-jo...