Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Desambra, 2013
Hampigadra Mandrapahafatiny Ireo Olona Mitovy Fananahana Mifankatia Ny Volavolan-dalànan'i Ogandà Manohitra Ny Fifankatiavan'Olon-droa Mitovy Fananahana
Hampigadra ny olona tsy mitatitra ny fisian'ireo olona mitovy nefa mifankatia any amin'ny manam-pahefana ihany koa io volavolan-dalàna io.
Nahazo Fanekena Ofisialy Ho Toy Ny Fanasokajiana Hafa Ny Hijras ao Bangladesh
Nivoaka ihany koa ny fanambaran'ny fanjakana, taoriana kelin'ny fanambaran'ny Alemàna fa hanome sokajy fahatelo hafa any amin'ny kopiam-pahaterahana izy ireo.
Na Handrotsaka Na Hanakana Ny Fanambadian'ny Mitovy Fananahana i Kroasia
Tamin'ny 1 Desambra 2013, nandeha nifidy tamin'ny fitsapan-kevi-bahoaka izay manolotra ny famaritana ny mariazy ho fiarahan'olo-ndroa eo amin'ny lehilahy iray sy vehivavy iray ho anaty lalàmpanorenana ny olom-pirenena Kroaty.