Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Novambra, 2020
Anisan'ny firenena milefitra indrindra amin'ny fahapelahana aty Afrika i Cap Vert sy i Mozambika
Natao tamin'ny 1 Martsa 2016 nanomboka tao an-tanàndehiben'i Maputo, ny fanadihadiana Afrobarometatra mampiseho ny "Fandeferana aty Afrika" ny fanambarana ireo tondron'ny fandeferana aty Afrika. Mozambika sy Cap Vert no anisan'ny firenena mandefitra indrindra.
Nankatoa ny fanambadian'ny olona mitovy fananahana ao amin'ny fanjakan'i Puebla ireo mpanao lalàna Meksikana
Puebla no fanjakana Meksikana farany nankatoa ny fanambadian'ny olona mitovy fananahana..