Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Jona, 2018
Mandritra ny Amboara Manerantany, mahazo olana i Meksika rehefa mihiaka fahadalàna ny mpanohana azy
Ho fanampin'ny mety hoheverina ho kiaka mankahala pelaka, mety hiteraka olana goavana hoan'ny ekipam-pirenena meksikana ny “EEEEEH P…”. Araka ny ambaran'ny fitsipiky ny FIFA.
Ela niandrasana, nahazo fankatoavana ho ara-dalàna ny fikambanana LGBT tokana ao Angola
"Ara-dalàna isika ankehitriny ary afa-miresaka amin'ny tompon-trano tsy misy tahotra, afa-manao sy manohy ny asantsika ara-dalàna isika, satria handoa ny anjaran'ny fanjakana isika."


