· Desambra, 2011

Tantara mikasika ny Zon'ny Nanova na Mpitia Mitovy Fananahana (LGBT) tamin'ny Desambra, 2011

Etiopia : Adihevitra Mikasika Ny Fifanambadian'olo-mitovy Raha Mampiantrano Ny Fihaonambe Momba Ny SIDA Ny Renivohitra

  07 Desambra 2011

Fivoriam-be Iraisam-pirenena iray momba ny SIDA sy ny Aretina Azo avy amin'ny Firaisana izay hatao ao Afrika no nahatonga resabe taorian'ny fivorian'ireo mpitondra fivavahana sy ireo manampahefana avy amin'ny governemanta ao Etiopia ny 29 Novambra 2011, ny amin'ny hoe ho raràna na tsia ny fivorian'ireo mafàna fo mpiaro ny zon'ireo "gays". Nifandrimbona ireo mponina tao amin'ny Facebook momba izany.